|
|
|
|

Teny iditra1 difiteria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty. [1.1]
Voambolana  5 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12