|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 didy foitra |
| Singan-teny | 2didy, 3foitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy.
6Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7the cutting of the navel string of newly-born children; also used in speaking of circumcision when women are present.
[1.2#114] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8circoncision.
9action de couper le cordon ombilical. [1.3] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 11didifoitra |
| Fivaditsoratra | 12 didifoitra, 13 didy foitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|