|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 didin-tsokina
Singan-teny  2didy, 3sokina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra.
6(didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7an injury, or chaps under the toes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Crevasses aux articulations des doigts des pieds. [1.3#101]
Voambolana  9 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)10 didintsokina
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12petit bout d'une chose, pointe du bonnet.. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  13 didintsokina, didin-tsokina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05