|
|
|
|

Teny iditra1 didimananjara
Singan-teny  2didy, 3manana, 4zara
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa.
7Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [didy manan-jara] 8a method of cutting out women's garments. [1.2]
Ohatra  9 Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472#]
Voambolana  10 Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11