|
|
|
|

Teny iditra1 didim-panjakana
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3Fanapahana na didy ataon' ny Governemanta, izay manana ny lanjan' ny lalàna. [1.1]
4didy avoakan'ny fitondram-panjakana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5décret. [1.13]
Voambolana  6 Lalàna
Tovy hevitra  7dekre
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02