Teny iditra | dibera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hero-dronono namboarina manokana amin' ny fikapohana azy ka manjary mitambatra sy mivaingana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Beurre dibera mitsiranoka: beurre semiliquide [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: du beurre. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |