|
|
|
|

Teny iditra1 diasy
Sokajin-teny  2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3andraso: Ka mandeha rerika hanao fa diasy Mahavisoa laha ho añe (aza mandeha irery hianao fa andraso i Mahavisoa raha ho any). [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  4 adisy, 5 asidy, 6 diasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12