|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 diaso
Fototeny  2dimby
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4andraso. [Taimoro, Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5(imperative of irregular passive verb diasana). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6attends!. [Taisaka] [1.82]
Ohatra  7 "diaso kely vetivety aho, ry ineny, fa asain' ny olona tohanako ity, ka tsy misy handimby ahy akory," dia avy Rafotsibe niantra azy ka nanohana ny vato. [2.293#]
Tovy hevitra  8dimbaso

Teny iditra (2/2)9 diaso
Fototeny  10diny
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [Fitanisana]
Tovy hevitra  12dinaso

Fivaditsoratra  13 adiso, 14 diaso, 15 disao, 16 sodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12