|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  diandiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 [Betsimisaraka] the name of a bird. Nectarinia angladiana, Sh. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 [Tankarana] nom d'un petit oiseau. [1.19]
Voambolana  5  Haibiby: vorona

Teny iditra (2/3)6  diandiana
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antambahoaka] tsy maharitra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  9 [Tankarana] triste, qui excite la pitié, mal du pays [1.19]

Teny iditra (3/3)10  diandiana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Sihanaka] manina [1.78]

Fivaditsoratra  13 adinadina, 14 andidiana, 15 daindaina, diandiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04