|
|
|
|

Teny iditra1 diadema
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr, diadème] Satroboninahitry ny mpanjaka, mariky ny fiandrianana.
4Haingom-behivavy toy ny fehiloha.
5Drakadraka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12