|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diabeta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr.
4diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona. [1.1] |
| Voambolana | 5 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|