|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 deraina |
| Fototeny | 2dera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person.
[1.2] 6to be praised. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué).
[1.3] 8qu'on loue. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 denaria, 15 deraina, 16 iderana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|