|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 deka |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 4 deka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6sabaka ranjo.
[Bara]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11leka |
| Teny iditra (3/3) | 12 dekà |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra.
15Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16an aide-de-camp.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17Aide-de-camp.
[1.3] |
| Ohatra |
18 Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako.
[2.270#]
19 Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#] |
| Tsipelina hafa | 20daika, dekana |
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 dekà, deka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|