|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 deha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fandeha misababaka, misoka-pe.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4dehadeha |
| Teny iditra (2/2) | 5 deha |
| Sokajin-teny | 6 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Enti-milaza fandeha somary mibehambehana sy miletaleta..
[1.1] |
| Tovy hevitra | 8dehana, dehandehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|