|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 debadeba
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fohifohy sady bebe tarehy ary somary lesoka: Debadeba izay ny tarehin-dRamasabomanga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4same as debodebo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Peu élevé, large, ramassé, se dit des choses. [1.3]

Teny iditra (2/2)6 Debadeba
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8un des dieux invoqués par les Tsimihety.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  9 Finoana

Fivaditsoratra  10 bedabeda, 11 Debadeba, debadeba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02