|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dararaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka hatramin' ny iviny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4clownish, silly in looks.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|