|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 daondaona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia.
4Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Impudence, arrogance dans la parole.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 adonadona, 13 daondaona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|