|
|
|
|

Teny iditra1 daomy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy. [1.1]
Voambolana  4 Kilalao

Fivaditsoratra  5 daomy, 6 dimao, 7 madio, 8 maody, 9 miado, 10 modia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12