Teny iditra | dantelina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. dentelle] Rary kofehy madinika mitarehin-tranon-kala fanao haingon' akanjo [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: dentelle. | |
Tsipelina hafa | dantely ~ danty | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |