|
|
|
|

Teny iditra1 danihina
Fototeny  2danika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4May, voadoro, asian' ny herin' ny hafanana: Danihin' ny andro aho eto fa aoka hihisakisaka any ho any. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be oppressed by the heat of the day. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qui est chauffé, brûlé par le soleil. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 andahiny, 12 danihina, 13 dinahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12