|
|
|
|

Teny iditra1 danadanaina
Fototeny  2danadana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avala hidanadana, hisokatra na hivoha malalaka tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be opened wide. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu'on laisse ouvert. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 danadanaina, 12 idanadanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12