|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 da
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-damba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a kind of print-calico. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Damas, étoffe damassée. [1.3]
Voambolana  6 Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/5)7 dama
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10hie de paveur. [3.1]
Voambolana  11 Fitaovam-piasana

Teny iditra (3/5)12 dama
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany. [1.1]
Voambolana  15 Kilalao

Teny iditra (4/5)16 Dama
Sokajin-teny  17 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  18Dama Robert

Teny iditra (5/5)19 Dama
Sokajin-teny  20 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21fanafohezan' ny anarana Radama. [3.1]
Ohatra  22 Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
23 Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Voambolana  24 Tantara: olona
Tovy hevitra  25damalahy, damalahy, damalahy, ilaidama, ilaidama, ilaidama, lahidama, lahidama, lahidama, radama, radama, radama

Fivaditsoratra  26 Adma, 27 dama, damà, Dama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03