|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 damadama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vatolampy na tany tsy misy zavamaniry eny amoron-dranomasina izay voasafotry ny rano rehefa misondrotra ny ranomasina ary miseho kosa rehefa mihemotra ny ranomasina.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|