|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 daina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famelezana amin' ny kapoka; fandabohana mafy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15 daina
Sokajin-teny  16 Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  17an expression which gives the idea of perfect evenness, as mahitsy daina, as straight as an upright stroke; vory daina, as round as if drawn by a pair of compasses. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18explétive qui ajoute à l'idée de rectitude.. [Tankarana] [1.19]
Mpanahaka  19 dana

Fivaditsoratra  20 adany, 21 adina, adiña, Adina, 22 anday, 23 andia, 24 daina, 25 DIANA, diana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02