|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dabolera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr.
4doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the lining of garments, hats, etc.
6[Fr. 7doublure]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Doublure.
[1.3] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | 10 dabolera, 11 Lo-debara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|