|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dabofana |
| Fototeny | 2daboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabofan-drainy any.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Qu'on bat, qu'on frappe.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10dabohana |
| Fivaditsoratra | 11 dabofana, 12 fanabado |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|