|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 dabo- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe daboka |
| Teny iditra (2/4) | 3 dabo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tsy manana anton-draharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony.
[1.1] 6Dabo dia ny efa tsy manana anton-draharaha, fa ny mandry sy ny mipetraka sy ny mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony. [2.285#11] |
| Ohatra |
7 Raha misy koa diksionera ny amin' ny teny malagasy sy boky atao ho fanangonana ny teny malagasy samihafa, nefa misy hevitra ikambanana, sady havoaka ny hevitra izay tsy itoviany, dia ataoko malaina, kamo, kisinina, meda, dabo
[2.285#10]
|
| Mpanahaka | 8 kamo |
| Teny iditra (3/4) | 9 dabo |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Valala karazan' ambolo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12variété de l'ambolo.
[1.3] |
| Voambolana | 13 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (4/4) | 14 dabo |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16Neophloga littoralis Jum.
17(Arecaceae).. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 bado, 20 boda, 21 dabo, 22 doba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|