|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 cousin    
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3rahalahe. [1.68]
4zanak' olo-mpianadahy (enfants d'un frère et d'une soeur).
5zanak' olo-mpirahalahy (enfants de deux frères).
6zanak' olo-mpirahavavy (enfants de deux soeurs). [1.54]
7zanak' olona mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy. [1.66.mg#221]
Haiendriteny 
8 Tsotra :

Teny iditra (2/2)9 cousin    
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11moka (karazany iray betsaka any Frantsa). [1.66.mg#221]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12