|
|
|
|

Teny iditra1 broety
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay brouette] Karazana sarety kely misy kodiarana tokana sy tanany roa ampiasaina amin' ny fitaterana zavatra madinidinika. [1.1]
Tovy hevitra  4labroety

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12