|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  botretra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Kely, mbola bitika, tsy mahavoa-tena irery: Zaza botretra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10  botretra
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 [Sihanaka] fohy vaventy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04