|
|
|
|

Teny iditra1 botraika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy. [1.1]
Kamban-teny rehetra  4manao botraika
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02