|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 boto
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ankizy lahy kely. [Taisaka] [1.78]
4Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy.
5Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a small boy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7petit garçon, appellation des petits garçons. [Taisaka] [1.82]
8petit garçon. [1.8]
Ohatra  9 Nalefan' i boto hivarotra teny an-tsena indray. [2.445#]
10 Ao Andranosira indray isika vao haka an'i boto mirifatra. [2.442#]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 boto
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany. [1.1]
Voambolana  16 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02