|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 botiboty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sakalava] Anaran-kazo misy hafotra mena fanao tadim-pintana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Bara] (de boty :étroit, élancé). Micronychia sp. (Anacardiaceae).
[1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 botiboty |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 [Tankarana] bourgeon.
[1.19] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | botiboty, 11 tibotibo, 12 tobitoby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|