|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 botakely |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana omena ilay tavoahangy boribory kely (ampahefatry ny litatra) izay asian' ny mpivaro-java-pisotro toaka antsinjarany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|