|
|
|
|

Teny iditra1 bosesehana
Fototeny  2bosesika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampidirana, anatsofohana zavatra betsaka: Nobosesehana ampombo ilay akoho nafahy ka natavy be aoka izany.
5Sesefana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be stuffed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on bourre. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12