|
|
|
|

Teny iditra1 boredika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny.
4Teny tsy fantatra, teny baiko.. [1.1]
Ohatra  5 Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19