Teny iditra | 1 borarahana (boraraka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Andrarahana zavatra, rano be dia be: Noborarahanarano ny lohany vao nisava ny hamamoany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 To be spilled upon, to be poured out upon [1.2] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |