|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 boramena
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena: Boramena teo no ho eo izy raha vao norahonan-dRakoto. [1.1]

Teny iditra (2/3)4 boramena
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6anarana omen' ny olona ny karazan' olona fotsy somary mena mba hanarabiana sy hanesoana azy. [1.1]

Teny iditra (3/3)7 boramena
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9(de bora : gros et mou, nonchalant, et mena : rouge).
10Nom donné à plusieurs plantes (arbres ou arbustes) ayant des fleurs ou fruits rouges, notamment :. [Sakalava]
11Hildegardia erythrosiphon (Baill.) Kosterm.
12(Malvaceae)..
13Poivrea grandidieri (Drake) H.
14Perrier (Combretaceae).
15Crateva greveana Baill.
16(Capparaceae).
17Camptolepis ramiflora (Taub.) Radlk.
18(Sapindaceae). [1.196]
Voambolana  19 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12