|
|
|
|

Teny iditra1 boraingina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4despotique, arbitraire, injuste. [1.3]
Tsipelina hafa  5boraingona
Kamban-teny rehetra  6didy boraingina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08