|
|
|
|

Teny iditra1 borahina
Fototeny  2boraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro.
5Ambara, aseho tsy misy afenina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6see boraka. [1.2]
Ohatra  7 fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika; [2.245#]
8 borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#]
9 Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. [2.347#68]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14aboraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12