|
|
|
|

Teny iditra1 bontsinina
Fototeny  2bontsina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mizihitra: Bontsino ny baolina fa noana izy izany.
5Ambosina, vokisana: Nobontsinin' olona izy maton nahavita izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made to swell, to be made to bulge out or protrude.
7to be deceived by charges made against some one. [1.2]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12