|
|
|
|

Teny iditra1 bonory
Fototeny  2bory
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voabory, borina na boriana: Tsy nobonoriny tsara ny rambon' itỳ alika itỳ ka hafahafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5passive with infix. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voabory

Fivaditsoratra  10 bonory, 11 borony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12