|
|
|
|

Teny iditra1 bonibony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles.
5See bonabona. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6(prononcé quelquefois bonobono) rougeole. [1.3]
7sorte de rougeole.
8See rofotra. [Tankarana] [1.19]
9rubéole. [1.54]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  11 Fahasalamana
Tovy hevitra  12bonobono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19