|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 bonia
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny angano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4The name of a mythical hero of the Folklore.. [1.2]

Teny iditra (2/3)5 bonia
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka. [1.1]
Mpanahaka  8 baholy

Teny iditra (3/3)9 bonia
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny anglisy  11(?) bands or bundles.
12A term used by soldiers. [1.2]
Voambolana  13 Miaramila

Fivaditsoratra  14 abony, 15 Boina, boina, 16 bonia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05