|
|
|
|
Teny iditra
1
bongam-bitsike
Sokajin-teny
2
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
3
[Tanala] tranom-bitsika mihantona ngezabe eny ambony hazo
[
1.78
]
Voambolana
4
Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04