|
|
|
|

Teny iditra1 bolozy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4blouse] Akanjo fotsy lava atao arom-pitafiana eo am-panaovan-draharaha. [1.1]
Voambolana  5 Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  6bilaozy
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08