|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bolivianina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo): Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta.
4Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina. [1.1] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 6 bolivia, 7 bolivia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|