|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boleda |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] malemy aina, bodaka, olona tsy mba manao fanatanjahantena ka tsy mahavita kilalao mahery
[1.78] |
| Tovy hevitra | 4 boledaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|