|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bolaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a pulley.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5palan, poulie.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 6 bakoly, 7 biloka, 8 bokaly, 9 bolaky, 10 bolika, 11 kalibo, 12 kibola, 13 kobila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|