Teny iditra | bokatra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny soratra vaventy mibakabaka na rary misy elanelany be, na rary na tenona be maso [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Large, used of the wick of a candle. [1.2] | |
Tovy hevitra | bokatraka | |
Fivaditsoratra | bokatra, botraka, kabotra, traboka, trobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |